Andamàna (nosy)
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny nosy Andamàna dia tamba-nosy ao avaratra atsinanan' ny Ranomasimbe Indiana, ao amin' ny Ranomasin' i Andamàna, mikambana amin' i India, ahitana nosy miisa 204 ka 38 no misy olona monina. I Port Blair no tanàna lehibe indrindra ao sady rehivohiny. Misy mponina 314 239 ny ao.