Amitabh Bachchan

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Amitabh Bachchan
BACHCHAN Amitabh 03-24x30-2009b.jpg
Ankapobeny
Anarana Amitabh Bachchan
Teraka 11 Oktobra 1942
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena India
Asa :
Fiainana manokana

Amitabh Bachchan dia mpilalao, mpanao politika, mpamoaka horonantsary mizaka ny zom-pirenen'i India teraka ny 11 Oktobra 1942 tao Allahabad

Ny fiainany manokana[hanova | hanova ny fango]

I Harivansh Rai Bachchan no rainy. Ny vadiny dia Jaya Bachchan. Ny zanany dia Abhishek Bachchan.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.