Amerikanina

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny Amerikana na lazaina hoe (Américain raha amin'ny teny frantsay), dia ireo olona mipetraka na monina ka mizaka zom-pirenena Etazonia, ary ny teny anglisy ao Etazonia no ampiasain'izy reo. Tamin'ny taon-jato faha XVIII, Amerindiana na (Amérindiens) no niantsoina vahoaka amerikanina voalohany. Mizara roa ny karazany dia: Amerikana fotsy hoditra ary Amerikana mainty hoditra.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]