Amboahaolo mena
Fiseho

Ny amboahaolo mena (Vulpes vulpes) no lehibe indrindra amin' ny amboahaolo marina ary iray amin' ny mpikambana miely patrana indrindra ao amin' ny filaharana Carnivora, izay hita manerana ny ila-bolantany avaratra iray manontolo izay misy ny amoahany be amin' i Amerika Avaratra, i Eorôpa ary Azia miampy ny faritra avaratr' i Afrika.