Ady

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny ady dia olona iray na maro mifaninana. Ny tanjon'ny ady dia manjaka ny olona na ny vondron'olona mitohitra amin'ny tena.

Miditra ao amin'izany famaritana izany ny adin'olon-droa izay manan-tanjona ny mandresy ny olona mitohitra amin'ny tena amin'ny alalan'ny famonoana azy na famelesana azy tsy ho afa-manohitra intsony.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.