Hankany amin'ny vontoatiny

Aaron Sorkin

Avy amin'i Wikipedia
Aaron Sorkin
Ankapobeny
AnaranaAaron Sorkin
Teraka9 Jiona 1961
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaEtazonia
Asa :
Fiainana manokana

Aaron Benjamin Sorkin dia mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary, mpanoratra tantara tsangana, mpanao asa soratra, mpanoratra, mpilalao mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 9 Jiona 1961 tao New York City.

Fiainana sy Fampianarana

[hanova | hanova ny fango]

Aaron Sorkin dia teraka tao amin'ny fianakaviana Jiosy tao Manhattan, New York. Nianatra tany amin'ny Syracuse University, ka nahazo mari-pahaizana amin’ny teatra tamin’ny taona 1983. Tamin’ny voalohany dia naniry ho mpilalao an-tsehatra izy, nefa taty aoriana dia nahita ny fahaizany amin'ny fanoratana tantara sy resaka anaty senariô.

Asa sy Zava-bita manan-danja

[hanova | hanova ny fango]

Aaron Sorkin dia malaza amin’ny dialoga manan-tsaina sy mitohy haingana, ary amin’ny tantara feno politika, lalàna, ary toe-karazana manan-danja.

Sarimihetsika malaza nosoratany:

[hanova | hanova ny fango]
  • A Few Good Men (1992) – Nanjary tantara an-tsehatra sy sarimihetsika malaza, ilay fiteny hoe “You can’t handle the truth!” dia avy eto.
  • Moneyball (2011) – Tantara momba ny fanavaozana amin'ny baseball miaraka amin’i Brad Pitt.

Andian-tantara amin’ny fahitalavitra:

[hanova | hanova ny fango]

Fijery anaty momba ny Fiadidiana ny Repoblika Amerikana.

Loka sy fankasitrahana

[hanova | hanova ny fango]
  • Oscar (Academy Award) ho an'ny Best Adapted Screenplay – The Social Network
  • Golden Globe – Maro amin’ny senariô nosoratany
  • Emmy Awards – Indrindra tamin’ny The West Wing

Toetra mampiavaka ny asany:

[hanova | hanova ny fango]

Miompana amin'ny resaka mandaitra sy manan-danja ara-tsaina.Ary mivoatra amin'ny lohahevitra politika sy ara-pitsarana ary tsy fitan'izany ihany fa mpandala ny idealism sy ny adidy ara-moraly

Loharano:

[hanova | hanova ny fango]

https://www.imdb.com/name/nm0815070/

https://en.wikipedia.org/wiki/Aaron_Sorkin[1]

Oscars.org – Aaron Sorkin Profile

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

  1. https://www.imdb.com/name/nm0815070/ https://en.wikipedia.org/wiki/Aaron_Sorkin