Tsimihety
Avy amin'i Wikipedia
Ny Tsimihety dia ny foko any amin'ny faritra andrefan'i Madagasikara, ao amin'ny faritan'i Mahajanga. Mandritsara sy Bealanana no tena tanàn-dehibe onenan'ny foko Tsimihety, ary hodidinin'ny tan'ny Antakarana izy avy ao avaratra ; ny Betsimisaraka avy ao atsinanana ; ny Sihanaka avy ao atsimo ary ny Sakalava avy ao andrefana. Ny razam-ben'ny Tsimihety izany dia ny Jamaicain izay manalava ny volony na ny antsoina hoe Rasta irony. Misy koa ny bronne avy any Afrika atsimo, izy ireo dia fady manety volo.