Aller au contenu

Zitina miherina

Avy amin'i Wikipedia
Karazana rio (na zitina) mitempo (manga), mikararana (mena), miovaova (mena) ary miherina (mena)

Ny zitina miherina na rianaratra miherina dia zitina araka aratra na rianaratra mifamadibadika.

Fampiasana

[hanova | hanova ny fango]

Ny zitina miherina dia ahafahana mitondra ny angovon' aratra lavitry ny toerana niforonany. Ny angovo very amin' ny fitondrana angovo amin' ny alalan' ny zitina miherina dia kely kokoa noho ny fitondrana amin' ny alalan' ny zitina mikararana. Mba hahakely ny tahan' ny angovo very dia avoana amin' ny alalan' ny mpanova ny zitina miherina. Rehefa tonga akaikin' ny toerana hizarazarana ny angovo ilay zitina dia afintina amin' ny alalan' ny mpanova.