Hankany amin'ny vontoatiny

Zavona

Avy amin'i Wikipedia
zavona vao maraina

Ny zavona [1]dia fitambarana tete-drano madinika dia madinika izay mitsingevana eny amin'ny rivotra noho ny habitihany (0,2 - 0,5 mm). Milatsaka moramora ny teten-drano ao amin'ny zavona. Misakana ny fahitana lavitra roy ny rahona ny zavona raha matevina.

"Fitangoronam-bovo-drano matevina mitorajofo amin'ny maraina na ny hariva eny amin' ny habakabaka, akaikin' ny tany kokoa noho ny rahona, ka mazàna misafosafo eny an-tampon' ny tendrombohitra" ny zavona[2].

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Loharano sy fanamarihana

[hanova | hanova ny fango]
  1. https://mg.globalvoices.org/2014/01/08/56198/
  2. Rajemisa-Raolison Régis, "Zavona" ao amin' ny Rakibolana malagasy, Ambozontany. Antananarivo, 1985.