Zava-manitra
Fiseho

Ny zava-manitra dia vihy, voa, faka, hodi-kazo, na taovan-javamaniry hafa ampiasaina voalohany indrindra amin' ny famenoana na fandokoana sakafo. Ny zava-manitra dia miavaka amin' ny anana, dia ny raviny, ny voninkazo, na ny tahony amin' ny zavamaniry ampiasaina amin' ny hanitra na fanaingoana. Ny zava-manitra indraindray dia ampiasaina amin' ny fitsaboana, amin' ny fombafomba ara-pivavahana, amin' ny kôsmetika na amin' ny famokarana menaka manitra.