Zanadralambo amin' Andrianjaka

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny Zanadralambo amin' Andrianjaka dia ny taranaky ny mpanjaka Ralambo tamin' ny vadikeliny, iray amin' ireo fizaràn' ny Zanadralambo, izay sokajin' andriana merina, ka ny fizaràna faharoa dia nantsoina indray hoe Zanadralambo (tsy taranaky ny mpanjaka Ralambo). Misy ny Zanadralambo amin' Andrianjaka, toy ny avy amin' ny terak' Antsomangy, no natao ho Andriamasinavalona.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]