Yitzhak Shamir
Fiseho
| Yitzhak Shamir | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Yitzhak Shamir | ||
| Teraka | 22 Oktobra 1915 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 30 Jiona 2012 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||

Yitzhak Shamir (hebreo: יצחק שמיר) teraka Yitzhak Yezernitsky (22 Oktobra 1915 - 30 Jiona 2012) dia mpanao politika israeliana.
Praiminisitra fahafito teo amin'ny
Israely izy, naharitra fe-potoana roa (1983–1984, 1986–1992). Ny mpandimby azy dia: 1984: Shimon Peres ary 1992 Yitzhak Rabin.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Yitzhak Shamir |