Wikipedia:Fivoarana/*/Ronono

Avy amin'i Wikipedia


Ronono, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''ronono''' dia sakafo ranoka miloko fotsy amboarin'ny biby mampinono vavy. Ny ronono dia vokarin'ny fandranoka ao anatin'ny nono.

== Siansa ==

Ny ronono dia ranoka fotsy, ny misy ao anatiny dia mety samihafa kely arakaraky ny karazana biby mampinono.

=== Fizika ===

Ny rononon'omby dia manana tahandanja 1,032. Haro fiharo ary mitsingilahila. Ny arakevitry ny rano dia fito ambin'ny valopolo isan-jato. Ny sisan'izay dia tavy (3,5-4,5%) ary tahantombo hafa toy ny gliokôzy, lipida, prôtida a