Wikipedia:Fivoarana/*/Rindrankajy

Avy amin'i Wikipedia


Rindrankajy, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''rindrankajy''' ([[fiteny anglisy|anglisy]]: ''software'') dia teny avy amin'ny teny roa ''soft'' sy ''ware'' izay midika hoe ''malemy'' sy ''entana'' izany hoe ''entana malemy''(na azo ahova) izay mifanohitra amin'ny ''entana mafy'' tsy azo ahova ([[hardware]]). Eo amin'ny [[informatika]] dia hita mazava tsara ny tsy fitoviana satria ny ''software'' dia tsy maintsy tehirizina ao anaty [[fitadidiana]] ary ny [[hardware]] dia izay entana rehetra azo tsapain-tanana.

Raha ampitahaina amin'ny