Wikipedia:Fivoarana/*/Réseau Sentinelles
Fiseho
Réseau Sentinelles, tamin'ny 23 Jolay 2011
[hanova ny fango] > Lanja manontolo : 0
> Santiona soratra 500 voalohany :
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
Mahatratra 1260 no isan’ny mpitsabo tsy miankina miasa maimaim-poana ao amin’ny réseau sentinelles (izany hoe 2 % miotra amin’ny mpitsabo rehetra eto @ [[Frantsa]]). Marihina fa miparitaka manerana ny [[Frantsa]] ireo mpitsabo ireo.
Ny tanjon’ny réseau sentinelles de ny fanarahamaso ny fahasalamana amin’ny alalan’ireo fintilina ireo aretina 14. Mpitsabo « sentinelles » no hiantsoana ireo mpitsabo mpikambana ao, ary ity fikambanana ity dia noforonin’i Profesora Alain