Wikipedia:Fivoarana/*/Persana

Avy amin'i Wikipedia


Persana, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''persana''' na '''persanina''' dia foko taloha mipetraka any [[Iran]]. [[Fiteny persana]] no fiteny teneniny. Ny isan'ny persana ankehitriny dia eo amin'ny 80 tapitrisa eo ho eo, any Iran ny ankabeazany.

Ny anarana hoe ''persana'' min'ny fiteny grika, ''ἡ Περσίς'' (hê Persis), hanononana ny mponina entin'ireo mpanjaka taranaky ny Akemenida (Darius, Xerxes)

Ankehitriny, ''[[Iranianina]]'' no fiantsoana ny foko mipetraka ao Iran.

[[fr:Perses]]