Wikipedia:Fivoarana/*/Ntaolo

Avy amin'i Wikipedia


Ntaolo, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny teny hoe '''Ntaolo''' dia enti-manondro ireo razam-be tany aloha. Mitory fanajana sy fankatoavana ny fahendreny ihany koa ny fampiasana ny teny hoe Ntaolo. Araka izany dia manana ny hajany teo amin'ny fiaraha-monina [[Madagasikara|malagasy]] tokoa izany hoe Ntaolo izany.