Wikipedia:Fivoarana/*/Mara Carson

Avy amin'i Wikipedia


Mara Carson, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 {{vangovango|mpihira}}

'''Mara Carson Rangers''' dia teraka tamin'ny taona 1959 tany amin'ny [[faritra]] atsimon'i [[Madagasikara]].

Maro ny karazana mozika nianarany, na bàn-kira vahiny na bàn-kira malagasy. Efa niara-niasa tamin'ny [[Tarika Sammy]] sy ny tarika [[Lolo sy ny tariny]] izy. Tamin'ny taona 1980 no niakarany an-tsehatra voalohany, ary ny taona 1981 no nitsanganan'ny '''tarika Carson'''. Mbola nanohy ny fianarany momba ny "Lalàna" teny amin'ny Anjerimanontolo izy nandritra izany.