Wikipedia:Fivoarana/*/Mahé

Avy amin'i Wikipedia


Mahé, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 '''Mahé''': [[nosy]] lehibe ao amin'ny tamba-nosin'i [[Seychelles]] ao anatin'ny [[ranomasimbe Indiana]], eo amin'ny 4°40' atsimo sy 55°28' atsinanana. Ao Mahé no misy an'i [[Victoria (Seychelles)|Victoria]], renivohitr'i Seychelles.

144 km² ny velarany (tokony ho ny ampahatelon'ny firenena manontolo), antsoina hoe nosy [[granite|granitika]] izy, noho ireo harambatony, ary ny [[Morne Seychellois]]: 906 m, no tendro avo indrindra ao. Eo amin'ny 27 km eo ho eo ny halavany ary 7 km ny sakany.

Ny