Wikipedia:Fivoarana/*/Lailava

Avy amin'i Wikipedia


Lailava, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny foko "Lailava" na "Lehilava" dia iantsoana ireo taranak'Ilailava izay mpiandry vavahadin'Andrianampoinimerina teny Ambohimanga. Arak'izany dia isan'ny foko tsimahafotsy Ilehilava ary " hova " ny firazanany. Isan'ny tena akaikin'ny fon'Andrianampoinimerina Ilehilava ary nazoto tamin'ny asany ka indray maka raha sendra rendremana teo ampiandrasana vavahady Ilehilava no nandalo Andrianampoinimerina ka notairin'Andrianampoinimerina hoe " Haody ry Ilehilava". Dia namaly Ilehilava hoe " Izaho ihany