Wikipedia:Fivoarana/*/Kolikoly

Avy amin'i Wikipedia


Kolikoly, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''kolikoly''', na tsolotra, na risoriso dia fifanarahana ratsy miseho eo amin'ny ankolafiny anankiroa, amin'ny alàlan'ny fanolorana fanomezana na vola tsy ara-dalàna ho tambin'ny asa na fanomezana tombondahiny anankiray tsy ara-dalàna ihany koa.

Azo sokajiana roa ny kolikoly dia ny kolikoly madinika, miseho amin'ny sarambabem-bahoaka, izay vola kely ihany no sarany raha oharina amin'ny faharoa. Ny anankiray dia ny kolikoly vaventy izay mety hisy tambajotrany mihitsy, miseho eo amin'ny orina