Wikipedia:Fivoarana/*/Kary

Avy amin'i Wikipedia


Kary, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Biby mampinono ny kary, iray tarika amin'ny [[saka]], sady saka dia. Sokajiana ho biby ratsy ny kary eo amin'ny fiaraha-monina malagasy noho izy biby naman'ny [[mosavy|mpamosavy]] izay entiny mivoaka alina miaraka amin'ny [[vorondolo]]. Entina hanompana olona, na koa sangim-piteny eo amin'ny olona mpifankafantatra tsara ny hoe "Ilay karilahy ity". Azo tarafina amin'ny [[ohabolana]] sy ohapitenenana miresaka momba ny kary izay fanasokajiana ratsy azy izay.
== Ohabolana ==
"Izay vandana dia kary"<