Wikipedia:Fivoarana/*/Jean-Joseph Rabearivelo

Avy amin'i Wikipedia


Jean-Joseph Rabearivelo, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 == Joseph-Casimir Rabe ==


Teraka tamin'ny [[4 Martsa]] [[1901]] (~ [[1903]]) tao Isoraka, [[Antananarivo]] i Joseph-Casimir Rabe, zanaky Rabozivelo, Zanadralambo, avy ao Ambatofotsy - avaratr'Antananarivo. Efa taona maro taty aoriana no nanova anarana hoe Jean-Joseph Rabearivelo i Joseph-Casimir.

Nanomboka tamin'ny taona [[1908]] dia ny anadahin-dreniny no niantoka sy nitaiza an-dRabearivelo. Nianatra tao amin'ny Freres des Ecoles Chretiennes Andohalo izy, avy eo tao amin'ny sekoly Masin-dahy