Wikipedia:Fivoarana/*/Jacques Rabemananjara

Avy amin'i Wikipedia


Jacques Rabemananjara, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 == Ny momba azy ==

'''Jacques Rabemananjara''' dia teraka tao [[Mangabe]], [[Maroantsetra]] ny [[13 Jiona]] [[1913]]. Nodimandry ny [[2 Aprily]] [[2005]] tao [[Frantsa]] tamin'ny faha-92 taonany.

Nolehibiazina tamin'ny finoana katolika izy, ary nanohy fianarana teny amin'ny Sekoly ambony mpanomana ho pretra tao [[Antananarivo]] raha nihevitra hanolo-tena ho pretra ny taona 1927-1935.

Niova làlana anefa izy ka lasa nirona tany amin'ny asa birao. Ny taona 1935 no nanombohany nirona betsaka tami