Wikipedia:Fivoarana/*/Halôhinina

Avy amin'i Wikipedia


Halôhinina, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 [[File: Jack-o'-Lantern 2003-10-31.jpg|thumb|250px| Jack-o'-Lantern.]]

Ny Halôhinina (“Halloween”) dia fety ny alin’ny 31 Oktobra.  Amin’ny Halôhinina dia maro ny vakoka ataon’ny olona, ohatra ny “trick-or-treating”, lanonana anaovana akanjo manafina endrika (ohatra sarotava), fisokirana voatavo, fijerena karazana kermesy mampihorohoro sy fidirana anatin’ny trano mampatahotra, fihainoana tantara mampivarahontsana, ary fijerena horonantsary mampatahotra. 

Ny firenena no mankalaza ny Halôhinina