Wikipedia:Fivoarana/*/Gegy

Avy amin'i Wikipedia


Gegy, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Iray amin'ireo karazam-poko lehibe ao Albania, raha [[Toska]] ilay karazana iray. Mandrakotra ny tapany avaratr'i Albania izy ireo (avaratry ny ony [[Shkumbin]]), ao [[Kosovo]], [[Serbia]] atsimo, tapany atsinanan'i [[Montenegro]], ary amin'ny tapany andrefan'i [[Masedoana]] ihany koa.

Mbola mandàla ny fomban-drazany sy fahambonian'ny fokony izy ireo noho ny toerana misy azy ireo voafefin'ireo tendrombohitra sy havoana isan-karazany, ka mahasarotra ny fidiran'ny vahiny.

[[Katolika]] ny ankamar