Wikipedia:Fivoarana/*/Fonohasina

Avy amin'i Wikipedia


Fonohasina, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 '''Fonohasina''' dia vohitr'andriana masina sy manantantara aty Imerina, miorina eo tehezan'ny alahamaditanin'Ambohidrabiby. Ny Andriandoriamanjaka, izay "zanakandriana" no nataon-dRalambo ho firazanany, no monina eo.


Rehefa nilamina ny tany dia nanao fizaran-tany teo Ambohidrabiby renivohim-panjakany ny mpanjaka Ralambo (1575-1610) ka ny [[faritra]] avaratry ny lapany, ny avara-drova, ny vaki-kady avaratra ary ny ambany avaratr'Ambohidrabiby no zara-tany nomeny ny Andriandoriamanjaka mpanolot