Wikipedia:Fivoarana/*/Fiangonana Ortodoksa

Avy amin'i Wikipedia


Fiangonana Ortodoksa, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 {{Orphan|date=Martsa 2010}}
== TANTARA FOHY NY FIANGONANA ORTODOKSA ETO MADAGASIKARA==
Efa tany amin'ny taon-jato faha-19 tany ho any no tonga teto Madagasikara ny finoana ortôdôksa. Tamin'izany anefa, mbola tsy nisy Malagasy ortôdôksa fa ireo Grika sy Bolgara ary Rosiana no mpino ortôdôksa teto. Tsara ho marihina anefa fa tsy nisy pretra tamin'izy ireo fa samy kristianina tsotra avokoa.

=== Ondry tsy misy mpiahy ===

Ny taona 1928, natsangana ho archidiocèse i Johannesburg (Afrika atsimo) ary