Wikipedia:Fivoarana/*/Famadihana

Avy amin'i Wikipedia


Famadihana, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Isan'ny [[fomban-drazana]] iray mampiavaka ny [[Malagasy]] ny '''Famadihana''', izay antsoina koa hoe '''famonosan-damba'''.
Ny Famadihana dia fety atokan'ny [[Malagasy]] hahatsiarovana ireo efa maty.
Anehoana ny fifandraisana mbola misy eo amin'ny velona sy ny maty izy, izany hoe anehoana ny fanajàna sy fanomezana hasina ny razana.
Atao amin'izany ihany koa ny fangataham-pitahiana amin'ny razana.
Tsy vitan'ny hoe hahatsiarovana izy io, fa indrindra ahazoana miverina mikasika ireo efa maty.

Bet