Wikipedia:Fivoarana/*/Code Lyoko

Avy amin'i Wikipedia


Code Lyoko, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 '''Code Lyoko''' dia serian-tsarimihetsika frantsay noforonin'i Jérome Mouscadet ary nandeha teo amin'ny kanalim-pahitalavitra France 3 tamin'ny 3 Septambra 2003 ary tamin'i Canal J tamin'ny 1 Septambra 2004. Tapitra tamin'ny folo Novambra 2007 ity. Any Beljika, alefa eo amin'i La Deux ity, alefa eo amin'i Radio-Canada any Kanada ary eo amin'i Cartoon Network any Etazonia. Mandeha eo amin'i Disney XD ilay seria any Japana.

== Tantara ==

Misy ankizy tanora efatra miaina any amin'ny faritr'i Par