Code Lyoko

Avy amin'i Wikipedia

Code Lyoko dia tantara antsarimihetsika mitohy frantsay noforonin'i Jérome Mouscadet ary nandeha teo amin'ny kanalim-pahitalavitra France 3 tamin'ny 3 Septambra 2003 ary tamin'i Canal J tamin'ny 1 Septambra 2004. Tapitra ny 10 Novambra 2007 ilay tantara.

Ny mpandefa ilay tantara any Beljia dia i La Deux ity, i Radio-Canada any Kanada ary eo amin'i Cartoon Network any Etazonia. Alefan'i Disney XD ilay tantara any Japana.

Ambangovangon'ilay tantara[hanova | hanova ny fango]

Nahita ordinatera koantika tanay ozinina ny ankizy tanora efatra izay miaina ao amin'ny faritra manodidin'i Paris. I Jérémie, izay nahita ilay ordinatera voalohany indrindra no nandrehatra azy ary araka izany nanaitra ny rindankajy mampidi-doza : XANA. Tamin'ny voalohany io rindrankajy io dia natao hitoherana tetikasa omanin'ny tafika. Anefa izy io taty aoriana lasa nahaleotena ary ankehitriny izy mitady hanjakazaka izao tontolo izao.

Olona[hanova | hanova ny fango]

Fihaviana[hanova | hanova ny fango]

Toerana[hanova | hanova ny fango]