Wikipedia:Fivoarana/*/Ariary
Apparence
Ariary, tamin'ny 21 Jolay 2011
[hanova ny fango]> Lanja manontolo : 0 > Santiona soratra 500 voalohany : Ny '''ariary''' (MGA, Ar) dia sandam-bola miasa ao amin'ny Repoblikan'i Madagasikara, efa niasa tamin'ny andron'ny Mpanjaka tamin'ny taonjato faha 19. Io teny io dia mety avy amin'ny teny arabo ''al rial''. == Tantara == Ny teny hoe ''ariary'' dia teny efa misy talohan'ny nahatongavan'ny mpanjanaka tany Madagasikara. Nanomboka tamin'ny fanjanatany, ny vola Franc no ampiasaina : frantsay tamin'ny 1896 hatramin'ny fahaleovantena, ary Franc malagasy tamin'ny 1860 hatramin'ny 2007. Ny franc ma