Wikipedia:Fivoarana/*/Angôvo

Avy amin'i Wikipedia


Angôvo, tamin'ny 21 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 [[Sary:Solar energy.jpg|thumb|220px|ankavanana|Ny angôvon'ny masoandro. Refesina amin'ny Watt isaky ny metatra efa-mira.]]

Ny '''angôvo''' dia fahafahan'ny sistema iray manova ny endrika, manao asa mampisy hetsika, hazavana na hafanana. 

Ny angôvo ao amin'ny mari-drefy iraisam-pirenena dia refesina amin'ny Joule. Kilowatt-ora no ampaisaina rehefa amin'ny fiainana mandavanandro, ary elektirôna-volt no ampiasaina amin'ny fizika. Azo afamadibadihana ireo mari-drefy ireo amin'ny alàlan'ny tsy miov