Wikipedia:Fivoarana/*/Andry Rajoelina

Avy amin'i Wikipedia


Andry Rajoelina, tamin'ny 21 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 {{vangovango|politika ao Madagasikara}}

[[Sary:Andry Rajoelina, November 2008.jpg|220px|right]]

I '''Andry Rajoelina''' no iantsoana an'i Andry Nirina Rajoelina teraka tamin'ny 30 Mey 1974. Mpanao politika malagasy ary mpanana radio sy televiziôna.

Izy no ben'ny tanànan'Antananarivo nanomboka ny 12 desambra hatramin'ny 3 febroary 2009 mialohan'ny nametrahany ny fahefana ho an-dRamatoa Michelle Ratsivalaka izay nosoloina koa an'i Edgard Razafindravahy avy any Ambohimalaza toa an'i Rajoelina.