Wikipedia:Fivoarana/*/Andrianakotrina

Avy amin'i Wikipedia


Andrianakotrina, tamin'ny 21 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 '''Andrianakotrina''' no razamben'ireo [[zanadralambo]] tompon'ny tanan'[[Ambohimahatsinjo]] sy Ambohitsimeloka, tanana miorina eo antampontendrombohitra ka Imerikasinina no eroa ampita antsinanany, Ambohimalazabe no eroa ampita avaratra,  Ambohipeno no eroa ampita andrefany ary Ambohimanambola no eroa ampita atsimony. 

Ara-tantara, Andrianakotrina dia fianakavian'ny mpanjaka [[Andriamanelo]], raiben'i mpanjaka [[Ralambo]] (1575-1610). Arak'izany dia tsy taranaky ny mpanjaka Ralambo i Andrianak