Wikipedia:Fanakanana/68.220.182.254

Avy amin'i Wikipedia

68.220.182.254 : 1 volana[hanova ny fango]

Betsaka ny fanimbana nataon'ity mpandray anjara ip ity tamin'ny 4 Febroary farany teo. Efa nesorin'ny mpiambona faholo ny fanimbana nataony, ary ho sakanana eto amin'ny wikipedia malagasy izy noho ny fihetsiny tsy manaraka ny fitsipika sy ny fahalalam-pomba eto amin'ny wikipedia malagasy. Hita koa fa hoatry ny manokatra kaonty maromaro izy eto ; fa tokony marinina izany.

Io IP io koa dia fantatra any amin'ny wikipedia miteny anglisy hoatry ny mpanimba ny votoatin'ny wiki. Ary efa voasakana tany izy mandrakizay. Navelako nanampy ahy teto izy momban'ny famoronana ny lahatsoratra momban'ny filma disney fa izao izy efa manomboka mamoa-tsampona... Aasa ve raha izy na olon-kafa mampiasa ny mpikajiny no manao ireo fanimbana ireo, fa ho voasakana mandritry ny iray volana izy aloha. Ho jerena eo izay hitranga...

Ho andefasako hafatra miteny anglisy izy any amin'ny pejin-dresany raha izy na olon-kafa mampiasa ny mpikajiny no manao ny fanimbana.

--Jagwar grr... [mailto:rado_du_92(at)hotmail.fr