Wikipedia:Efemerida/3 Desambra

Avy amin'i Wikipedia

3 desambraAndro iraisam-pirenena ho an'ny olona manana fahasembanana. Nanomboka tamin'ny taona 1992 no nanokanan'ny Firenena Mikambana ny 3 desambra ho andro iraisam-pirenena ho an'ny olona sembana.