Weser
Fiseho



I Weser dia renirano mamakivaky ny faritra iva avaratr' i Alemaina.
Avy amin’ i Hann.Münden ny anarany, izay ahitana ny reniranon’ i Werra sy Fulda, loharano lehibe roa.
I Weser dia mikoriana mankany amin' ny Ranomasina Avaratra. Ny halavany dia 451,4 km (miaraka amin' i Werra 751 km). Ny tanàna lehibe andalovany dia i Bremen sy i Bremerhaven
Jereo Koa
[hanova | hanova ny fango]
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Weser |