Vory (matematika)

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny vory dia ny fikambanan'ny vondrona iray miaraka amina lalam-panorenana anatiny afaka mampiombona, manana singa moana ary ny singa rehetra ao anatin'ilay vondrona dia manana singa mamotitra tokana arak'ilay lalana.

Ny vory dia anisan'ireo rafitra alijebrika amin'ny matematika ary maro ireo vondrona fahita mahazatra no mahafeno ny fepetra maha-vory rehefa miaraka amin'ny lalam-panorenana sahaza. Ohatra ny vondron'ny isa tsimivaky miaraka amin'ny fifanampiana (,+) dia vory.

Famaritana sy ohatra[hanova | hanova ny fango]