Lakroa

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Vokovoko)
Aller à la navigation Aller à la recherche
Karazana lakroa: ny ambony (+) lakroa grika fa ny ambany (x) lakroan' i Md Andrea

Ny lakroà na vokovoko dia marika ara-pivavahana ampiasana betsaka maneran-tany. Manana endrika be dia be izy, fa ny tena mahazatra ny ankamaroan' ny olona amin' izao fotoana izao dia ilay ampiasain' ny fiangonana Kristianina (hazo fijaliana).

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]