Lakroa
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Famaritana[hanova | hanova ny fango]
Ny lakroà na vokovoko dia marika ara-pivavahana ampiasana betsaka maneran-tany. Manana endrika be dia be izy, fa ny tena mahazatra ny ankamaroan'ny olona amin'izao fotoana izao dia ilay ampiasain'ny fiangonana Kristianina.
Tantara[hanova | hanova ny fango]
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
- Fampianarana loterana momba ny hazo fijaliana: tsindrio eto