Vital Albert-Camille
Fiseho
| Albert Camille Vital | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Albert Camille Vital | ||
| Teraka | 18 Jolay 1952 | ||
| Toerana | Toliara | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | miaramila sy injeniera | ||
| Fiainana manokana | |||
I Albert-Camille Vital dia teraka ny 18 Jolay 1952 tao Toliara.Izy dia manamboninahitra ary mpanao pôlitika malagasy, injeniera sivily niofana tany amin' ny Firaisan' ny Repblika Sôsialista Sôvietika, ary praiminisitry ny Fitondrana Avon' ny Tetezamita tamin' ny 10 Desambra 2009 hatramin' ny 29 Oktobra 2011.
Fifidianana filoham-pirenena
[hanova | hanova ny fango]Nametraka ny antontan-taratasy filatsan-kofidiana izy ho an' ny fifidianana filoham-pirenena hitranga amin' ny 24 Jolay 2013.
Ambasadaoro
[hanova | hanova ny fango]Izy no ambasadaoron'i Madagasikara tany
Maorisy nanomboka ny 18 Septambra 2019[1] ka hatramin'ny 9 Novambra 2025.[2]
Tsy an'asa izy teo anelanelan'ny taona 2013 sy 2019.[3]
Nandritra ny fifidianana filoham-pirenena malagasy tamin’ny taona 2023, dia nanohana ny filoha am-perinasa, Andry Rajoelina i Vital.[4]
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Albert Camille Vital |
- ↑ "Orange: Camille Vital sy Jean Omer Beriziky no voatendry ho ambasadaoro". Archived from the original on 2023-07-07. Retrieved 2026-02-18.
- ↑ Ambassadeur de Madagascar à Maurice
- ↑ Madagascar: Albert-Camille Vital, nouvel ambassadeur à Maurice
- ↑ “Hiaraka Isika” reaffirme for Andry Rajoelina