Vilo-maina
Apparence
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/9b/Picswiss_BE-91-02_Freilichtmuseum_Ballenberg-.jpg/236px-Picswiss_BE-91-02_Freilichtmuseum_Ballenberg-.jpg)
Ny vilo-maina dia vilona azo avy amin' ny zavamaniry nokapaina, nohamainina ary tehirizina ho sakafon' ny biby mpihinana ahitra amin' ny vanim-potoana sy ny fizaràn-taona ratsy na vanim-potoan' ny hain-tany ohatra, izay tsy azo ahafahan' ny biby fiompy mihinana ahitra eny amin' ny kijana. Izany vilona izany dia matetika nalaina teny amin' ny kijana na sahalava.