Vilnius
Apparence
54°41′N 25°17′E / 54.683°N 25.283°E
Vilnius
| |||
Velarantany | 401 km2 | ||
Isam-ponina | 569,902 mponina | ||
Tanànan-dehibe | 847,954 mpo. | ||
Ben'ny tanàna | Vilius Navickas | ||
Firenena | Litoania | ||
Faritany | NC | ||
Faritra | NC |
Vilnius dia renivohitr'i Litoania. Tamin'ny fanisana tamin'ny taona 2000, ny isam-poniny dia 569.902 mponina (2021).
Vilnius no toeran'ny Arsidiôsezin'i Katolika Romana ao Vilnius ary, miaraka amin'ny Oniversite Vilnius naorina tamin'ny 1579, dia iray amin'ireo tanàna oniversite tranainy indrindra any Eoropa.
Toerana
[hanova | hanova ny fango]Ao amin'ny faritra be havoana misy ala any atsimoatsinanan'i Litoania eo am-bavan'ny Reniranon'i Vilnia sy Neris, eo amin'ny 40 km miala ny sisintanin'i Belarosiana no misy ny tanàna.
Tanàna ao Litoania
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Vilnius |