VfL Wolfsburg
Fiseho

VfL Wolfsburg dia klioba baolina kitra matianina ao amin'ny
Alemaina.
Ny ekipa amin'izao fotoana izao dia milalao amin'ny ligy voalohany any Alemaina.
Tanana: Wolfsburg (
Niedersachsen)
Fahombiazana:
[hanova | hanova ny fango]- Mpandresy ny amboara alemana: 2015
- Tompondaka alemà: 2009
Jereo Koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : VfL Wolfsburg |