Aller au contenu

Vanomainty

Avy amin'i Wikipedia
Vanomainty

Ny vanomainty na dangoro mainty dia karazana vano salantsalany hita any Eorôpa Atsimo sy Afrika ary ampahany amin' i Azia. Ny anarany ara-tsiansa dia Egretta gularis na Ardea gularis.

Vanomainty

Eny amorontsiraka indrindra no ahitana azy ary miseho amin' ny endrika be volony: volo volombatolalaka manopy volomparasy. Izy io dia heverina ho zana-karazan' ny Egretta garzetta. Ny vavany anefa dia matevina kokoa noho ny an' ity farany.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]