Tsofoka ao amin' ny teny malagasy

Avy amin'i Wikipedia

Ny tsofoka, ao amin' ny fiteny malagasy, dia ampahan-teny asisika ao amin' ny teny mba hahazoana sampan-teny. Ohatra amin' izany ireto: -ar- (ao amin' ny hoe tsarapaka), -in- (ao amin' ny hoe tinapaka), -om- (ao amin' ny hoe homehy), -or- (ao amin' ny hoe tsoropaka), -n- (ao amin' ny hoe inty), -re- (ao amin' ny hoe ireo), -za- (ao amin' ny hoe izatsy). Atao hoe "tsofoka" koa ny hoe -if- sy -amp- izay hita ao amin' ny hoe mifamangy sy mampamangy. Anisan' ireo atao hoe tsirinteny ny tsofoka. Mbola andalam-pikarohana momba ny tsofola ny mpahay teny ka sarotra ny mamaritra ny tena isan' ny tsofoka amin' ny teny malagasy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]