Hankany amin'ny vontoatiny

Tsipìka (fitaovana)

Avy amin'i Wikipedia
Mpihaza mitondra tsipìka

Ny tsipìka dia fitaovana natao hanipazana tahon-javatra misy lohany maranitra atao hoe zana-tsipìka, vita amin' ny hazo (na akora hafa: metaly, sns), afaka navonkina sy milefitra, izay mitahiry sy mamoaka angovo, toy ny vy miaina, sy misy tadiny mihenjana mampitohy ny tendron' ilay zana-tsipìka. Apetaka amin' ilay tady ny zana-tsipìka dia sintonina mafy hiverina, avy eo votsorina mba hatosik' ilay tady henjana ka mandeha mafy mankeny amin' ny zavatra kendrena aminy

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]