Tsimiroro

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Tsimiroro dia fiandronan-tsolitany ambanin’ny tany lehibe ao anatin’ny debok’i Morondava eto Madagasikara. Voavinavina ho eo amin’ny valo lavitrisa « barils » eo ny solitany tsy voadio ao aminy. Ahitàna solika ao anatin’ny faritr’Isalo sy Amboloando. Ao atsimon’ny fiandronan-tsolik’i Bemolanga sy ao atsimon’ny tanànan’i Morafenobe no toerana misy azy.

Fanovozan-kevitra[hanova | hanova ny fango]