Tsimbazaza

Avy amin'i Wikipedia

I Tsimbazaza dia vakin-tanàna ao Fiadanana ao amin' ny boriborintany fahefatra amin' ny kaominin' Antananarivo, renivohitr' i Madagasikara, izay ahitana ny zaridainan' i Tsimbazaza, sady ahitana koa ny lapan' ny Antenimieram-pirenena malagasy.